1. Ratsiùmbazafy17/05/2010 12:05:38
Homepage: http://tiakonytaniko@yahoo.fr
Io ihany ny any fa izy no tena milay é.
Amin'ny asabotsy mifankahita
2. sobika16/05/2010 21:26:52
TSY ANDRIKO MIHITSY NY AHATONGAVAN'NY ASABOTSY 22 MAY HIFALIAKO MIARAKA @ THIERA BRUNO...RAHA MISY TE HANDEHA AFAKA MITONDRA OLONA 2 NY FIARA
3. FAN TB12/05/2010 22:19:10
Tiko be ny hirany rehetra. Ho avy izahay, entinay hatramin'ny ankizy soa ihany fa tsy mandoa fidirana.
4. gasy mialavoly12/05/2010 19:58:36
Efa tena ela tokoa no niandrasanay an'i Thiera Bruno ho avy eto Frantsa hay ve tena ho tonga ihany.Izahay 7 mianaka no ho avy fa mba tena manimanina ny fahiny toy ny" ity hirako ity....."